48 Dia niakatra tany amin’ny Tendrombohitra Zalmona+ i Abimeleka sy ny olony. Ary naka famaky izy ka nikapa sampan-kazo, ary nobatainy izany ka nolanjainy teny an-tsorony. Dia hoy izy tamin’ny olony: “Izay hitanareo ataoko dia mba ataovy koa,+ ary malaky ianareo!”