Salamo 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ianao no nisintona ahy hivoaka avy tao an-kibo,+Sy nahatonga ahy tsy hanana ahiahy teo an-tratran-dreniko.+ Isaia 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa tavela amin’ny taranak’i Israely,+ dia ianareo izay nentiko hatrany an-kibo, eny, hatrany am-bohoka.+
9 Ianao no nisintona ahy hivoaka avy tao an-kibo,+Sy nahatonga ahy tsy hanana ahiahy teo an-tratran-dreniko.+
3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa tavela amin’ny taranak’i Israely,+ dia ianareo izay nentiko hatrany an-kibo, eny, hatrany am-bohoka.+