Salamo 71:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ianao no nianteherako hatrany am-bohoka.+Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibon’i Neny.+Ianao foana no deraiko.+ Salamo 139:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.
6 Ianao no nianteherako hatrany am-bohoka.+Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibon’i Neny.+Ianao foana no deraiko.+
16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.