Eksodosy 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy hatoka io vahoaka io.+ Deoteronomia 1:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo, fa nikomy+ tsy nanaraka ny tenin’i Jehovah sady mbola be di-doha, ka nitady hiakatra tany an-tendrombohitra+ ihany. Deoteronomia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho fantatrareo fa tsy noho ny fahamarinanareo no hanomezan’i Jehovah Andriamanitrareo anareo io tany soa io, satria vahoaka mafy hatoka+ ianareo. Deoteronomia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho? Isaia 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+
43 Dia niteny taminareo aho, nefa tsy nihaino ianareo, fa nikomy+ tsy nanaraka ny tenin’i Jehovah sady mbola be di-doha, ka nitady hiakatra tany an-tendrombohitra+ ihany.
6 Aoka ho fantatrareo fa tsy noho ny fahamarinanareo no hanomezan’i Jehovah Andriamanitrareo anareo io tany soa io, satria vahoaka mafy hatoka+ ianareo.
27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho?
2 “Mamelatra ny tanako mandrakariva amin’ny vahoaka mafy loha+ aho, dia amin’ireo mandeha amin’ny lalan-dratsy,+ araka izay saim-pantany,+