4 Ary novorin’i Jefta avy hatrany ny lehilahy gileadita rehetra,+ ka niady tamin’ny Efraimita izy ireo. Dia novonoin’ny lehilahy gileadita ny Efraimita, satria nilaza hoe: “Olona nandositra avy tamin’ny Efraimita ianareo Gileadita, avy teo amin’i Efraima sy Manase.”