Salamo 78:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Na dia mpandefa zana-tsipìka nirongo fiadiana aza ny taranak’i Efraima,+Dia nihemotra izy ireo tamin’ny andro niadiana.+
9 Na dia mpandefa zana-tsipìka nirongo fiadiana aza ny taranak’i Efraima,+Dia nihemotra izy ireo tamin’ny andro niadiana.+