25 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena+ tsy miraharaha anao+ sy amin’ireo foko tsy miantso ny anaranao.+ Fa nataony ripaka tanteraka i Jakoba.+ Eny, naripak’izy ireo izy+ sady mbola aringany foana. Ary nataon’izy ireo lasa aolo ny fonenany.+