Salamo 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+ Salamo 79:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena tsy mahalala anao,+Sy amin’ireo fanjakana tsy miantso ny anaranao.+ Isaia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+
17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+
6 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena tsy mahalala anao,+Sy amin’ireo fanjakana tsy miantso ny anaranao.+
2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+