FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Satria efa tonga atỳ am-poto-tsofiko ny fahatezeranao amiko+ sy ny fieronao.+

      Koa hasiako faraingo ny oronao, ary hasiako lamboridy eo amin’ny vavanao,+

      Ka hotaritiko hiverina any amin’ny lalana niavianao ianao.”+

  • Salamo 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nahoana no mikorontana ireo firenena,+

      Ary mingonongonona milaza zava-poana ny firenena samy hafa?+

  • Salamo 74:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mierona eo afovoan’ny toerana fihaonana aminao ny mpankahala anao.+

      Ary ny sainan’izy ireo no atsangany ho famantarana.+

  • Asan’ny Apostoly 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianao no nampiteny an’i Davida razanay mpanomponao tamin’ny alalan’ny fanahy masina+ hoe: ‘Nahoana no mikorontana ireo firenena ary misaina zava-poana ny vahoaka?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara