Mpitsara 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia resin’ny zanak’Israely ny Midianina,+ ka tsy nahatraka intsony ny lohany. Koa tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona, tamin’ny andron’i Gideona.+ Isaia 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
28 Dia resin’ny zanak’Israely ny Midianina,+ ka tsy nahatraka intsony ny lohany. Koa tsy nisy korontana intsony teo amin’ilay tany nandritra ny efapolo taona, tamin’ny andron’i Gideona.+
23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+