Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+ Salamo 46:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mampifaly ny tanànan’Andriamanitra ireo sakeli-drano mankamin’ny renirano iray,+Eny, mampifaly an’ilay tranolay be voninahitra sy masina indrindra, izay an’ny Avo Indrindra.+
3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+
4 Mampifaly ny tanànan’Andriamanitra ireo sakeli-drano mankamin’ny renirano iray,+Eny, mampifaly an’ilay tranolay be voninahitra sy masina indrindra, izay an’ny Avo Indrindra.+