Salamo 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy miara-mipetraka amin’ny olona tsy marina aho,+Ary tsy mifanerasera amin’ireo manafina ny tena maha izy azy.+ Salamo 69:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niresaka momba ahy ireo nipetraka teo am-bavahady,+Ary izaho no ambentin-kiran’ny mpisotro toaka.+ Ohabolana 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Roahy ny mpaneso, dia hitsahatra ny fifandirana, ary hifarana ny ady sy ny fahafaham-baraka.+ 2 Petera 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa fantatrareo aloha izao: Amin’ny andro farany,+ dia hisy mpaneso+ ho tonga haneso, sady mandeha araka ny faniriany,+
4 Tsy miara-mipetraka amin’ny olona tsy marina aho,+Ary tsy mifanerasera amin’ireo manafina ny tena maha izy azy.+
12 Niresaka momba ahy ireo nipetraka teo am-bavahady,+Ary izaho no ambentin-kiran’ny mpisotro toaka.+
3 Fa fantatrareo aloha izao: Amin’ny andro farany,+ dia hisy mpaneso+ ho tonga haneso, sady mandeha araka ny faniriany,+