2 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma. Salamo 54:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy mpanjakazaka mifofo ny aiko.+Tsy mba ataon’izy ireo eo anatrehany Andriamanitra.+ Sela.
12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma.
3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy mpanjakazaka mifofo ny aiko.+Tsy mba ataon’izy ireo eo anatrehany Andriamanitra.+ Sela.