Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+ Salamo 59:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa miafina hamely ahy ireny satria mifofo ny aiko.+Manafika ahy ny mahery,+Nefa tsy nisy fikomiana na fahotana vitako akory, Jehovah ô!+ Salamo 86:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Andriamanitra ô, nitsangana hamely ahy ny olona sahisahy ratsy,+Ary nifofo ny aiko ny andian’olona lozabe.+Tsy mba nataon’izy ireo teo anatrehany ianao.+
16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
3 Fa miafina hamely ahy ireny satria mifofo ny aiko.+Manafika ahy ny mahery,+Nefa tsy nisy fikomiana na fahotana vitako akory, Jehovah ô!+
14 Andriamanitra ô, nitsangana hamely ahy ny olona sahisahy ratsy,+Ary nifofo ny aiko ny andian’olona lozabe.+Tsy mba nataon’izy ireo teo anatrehany ianao.+