2 Samoela 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy i Absaloma tamin’i Ahitofela: “Mba manomeza soso-kevitra ianareo.+ Inona no hataontsika?” Matio 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty.