Salamo 37:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manao tetika hamelezana ny olo-marina ny ratsy fanahy,+Ka mihidy vazana aminy.+ Ohabolana 21:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-manavaka na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+ Isaia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manaova tetika, nefa ho rava izany!+ Mitenena, nefa tsy ho tanteraka izany, satria momba anay Andriamanitra!+ Matio 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka.+
10 Manaova tetika, nefa ho rava izany!+ Mitenena, nefa tsy ho tanteraka izany, satria momba anay Andriamanitra!+
27 Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka.+