FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Na eo aza anefa izany rehetra izany, ary na mbola any amin’ny tanin’ny fahavalony aza izy, dia tsy mba handa azy aho,+ ary tsy hankahala azy+ ka hoe handripaka azy. Mivadika amin’ny fifanekena+ nataoko taminy mantsy aho raha manao izany, fa izaho no Jehovah Andriamaniny.

  • Jeremia 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza atao tsinontsinona izahay noho ny anaranao.+ Aza hamavoina ny seza fiandriananao be voninahitra.+ Mba tsarovy re, ary aza mivadika amin’ny fifanekena nataonao taminay e!+

  • Jeremia 33:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia ho azo foanana koa ny fifanekena nataoko tamin’i Davida mpanompoko,+ ka tsy hanana zanakalahy ho mpanjaka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianany izy,+ ary ho azo foanana koa ny fifanekena nataoko tamin’ny Levita mpisorona mpanompoko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara