Malakia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Fa izaho no Jehovah ary tsy miova aho.+ Taranak’i Jakoba ianareo, ka tsy ho fongotra.+ Jakoba 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+
17 Avy any ambony+ ny fanomezana+ tsara rehetra sy ny fanomezana tonga lafatra rehetra, satria midina avy any amin’ny Rain’ny fahazavana* eny amin’ny lanitra+ izany. Tsy miovaova toy ny fihodinan’ny aloka izy.+