Salamo 92:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy,+Ary miroborobo ny mpanao ratsy rehetra,Dia midika izany fa ho ringana mandrakizay izy ireo.+ Jakoba 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+
7 Rehefa mitsiry tahaka ny ahitra ny ratsy fanahy,+Ary miroborobo ny mpanao ratsy rehetra,Dia midika izany fa ho ringana mandrakizay izy ireo.+
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+