FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Efa valopolo taona aho izao.+ Mbola afaka manavaka ny tsara sy ny ratsy angaha aho? Sa izaho mpanomponao mbola mahafantatra ny tsiron’izay haniko sy sotroiko,+ na mbola afaka mandre+ ny feon’ny mpihira lahy sy vavy?+ Koa nahoana ny mpanomponao no ho enta-mavesatra+ ho an’ny mpanjaka tompoko?

  • Lioka 2:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Mpitondratena+ izy, ary efatra amby valopolo taona. Tonga tsy tapaka tao amin’ny tempoly anefa izy, nanao fanompoana masina andro aman’alina+ sady nifady hanina no nitalaho tamim-bavaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara