FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo,+ satria i Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo.+ Tsy nitsaha-niakatra ny setroka, toy ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky.+ Ary nihovotrovotra mafy ilay tendrombohitra manontolo.+

  • Joba 36:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Akombony ao anaty tanany ny tselatra

      Ka baikoiny hamelezana mpanafika.+

  • Salamo 77:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+

      Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+

      Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+

  • Salamo 144:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ampitselatselaro ny tselatra mba hanaparitahanao ny fahavalo,+

      Ary alefaso ny zana-tsipìkanao mba hampisahotaka azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara