FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+

      Eny, ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+

  • Salamo 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Aoka hatahotra an’i Jehovah ny olona rehetra eto an-tany.+

      Aoka izy no hatahoran’ny mponina rehetra eto an-tany.+

  • Salamo 96:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Eo anatrehan’i Jehovah. Fa tonga izy,+

      Eny, tonga hitsara ny tany izy.+

      Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+

      Ary hitsara ny olona araka ny tsy fivadihany.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara