Isaia 57:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy hiady mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, ary tsy ho tezitra foana mandrakizay.+ Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona ary koa ny zavamiaina+ nataoko.+
16 Fa tsy hiady mandritra ny fotoana tsy voafetra aho, ary tsy ho tezitra foana mandrakizay.+ Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona ary koa ny zavamiaina+ nataoko.+