48 Ary nangoniny ny sakafo rehetra vokatra tamin’ireo fito taona zina tany Ejipta, ka nataony tao amin’ireo tanàna.+ Koa ny vokatry ny saha nanodidina ny tanàna iray, dia nataony tao an-tanàna.+
8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy ho atỳ,+ fa Andriamanitra, mba hanendreny ahy ho rain’i+ Farao sy hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary hifehy an’i Ejipta manontolo.