Nomery 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niainga avy tao Ramesesa+ izy ireo tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana voalohany.+ Koa ny ampitson’ny Paska+ avy hatrany, dia nivoaka tamim-pandresena teo imason’ny Ejipsianina rehetra ny zanak’Israely.+ Asan’ny Apostoly 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nifidy ny razantsika ny Andriamanitr’ity vahoakan’Israely ity, ka nanandratra azy fony izy ireo nivahiny tany Ejipta, ary namoaka azy avy tany, tamin-kery* lehibe.+
3 Niainga avy tao Ramesesa+ izy ireo tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana voalohany.+ Koa ny ampitson’ny Paska+ avy hatrany, dia nivoaka tamim-pandresena teo imason’ny Ejipsianina rehetra ny zanak’Israely.+
17 Nifidy ny razantsika ny Andriamanitr’ity vahoakan’Israely ity, ka nanandratra azy fony izy ireo nivahiny tany Ejipta, ary namoaka azy avy tany, tamin-kery* lehibe.+