FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hamoaka anareo ho afaka amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina aho, ka hanafaka anareo amin’ny fanandevozany.+ Ary hanavotra anareo aho, ka sady haninjitra ny sandriko aho amin’izay no hamoaka didim-pitsarana lehibe.+

  • Eksodosy 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa navelan’i Jehovah hikiribiby tamin’ny heviny i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Dia nanenjika ny zanak’Israely izy, tamin’ny zanak’Israely nivoaka tamim-pandresena* avy tany Ejipta.+

  • Deoteronomia 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara