Nehemia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka aho hahazo sitraka aminao+ noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+ Salamo 51:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+ Salamo 119:132 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 132 Tsinjovy aho ary iantrao,+Araka ny didim-pitsaranao ho an’ireo tia ny anaranao.+ Lioka 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Voninahitra any amin’ny avo+ indrindra ho an’Andriamanitra, ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany+ eo amin’ny olona ankasitrahany.”+
19 “Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka aho hahazo sitraka aminao+ noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+
18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+
14 “Voninahitra any amin’ny avo+ indrindra ho an’Andriamanitra, ary fiadanana etỳ ambonin’ny tany+ eo amin’ny olona ankasitrahany.”+