Salamo 55:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa izaho kosa, dia hiantso an’Andriamanitra.+I Jehovah no hamonjy ahy.+ Salamo 66:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandre ahy tokoa anefa Andriamanitra.+Nihaino ny vavaka nataoko izy.+