1 Mpanjaka 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nalefan’i Hirama tamin’izany andian-tsambo izany ny mpanompony,+ izay tantsambo nahay ranomasina, mba hiaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona. Ezekiela 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘“Nentin’ny mpivoy anao teny amin’ny rano be ianao.+ Ny rivotra avy any atsinanana no nahavaky anao teny afovoan-dranomasina.+
27 Nalefan’i Hirama tamin’izany andian-tsambo izany ny mpanompony,+ izay tantsambo nahay ranomasina, mba hiaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona.
26 “‘“Nentin’ny mpivoy anao teny amin’ny rano be ianao.+ Ny rivotra avy any atsinanana no nahavaky anao teny afovoan-dranomasina.+