Ohabolana 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny maso miandranandrana,+ ny lela fandainga,+ ny tanana mandatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny,+ Ohabolana 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ny mpandainga dia mankahala ny olona anaovany teny mandratra.+ Ary manimba olona ny teny fandokafana.+ Jeremia 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny lelany no ataony toy ny tsipìka andefasany lainga.+ Malaza ho mpivadika izy ireo ao amin’ilay tany. “Miharatsy foana izy ireo, ary tsy raharahainy aho”,+ hoy i Jehovah.
28 Ny mpandainga dia mankahala ny olona anaovany teny mandratra.+ Ary manimba olona ny teny fandokafana.+
3 Ny lelany no ataony toy ny tsipìka andefasany lainga.+ Malaza ho mpivadika izy ireo ao amin’ilay tany. “Miharatsy foana izy ireo, ary tsy raharahainy aho”,+ hoy i Jehovah.