Salamo 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+ Salamo 38:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Namaly ratsy ny soa nataoko izy ireo,+Ary nanohitra ahy foana satria manao ny tsara aho.+ Ohabolana 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay mamaly ratsy ny soa,+ dia hisy zava-dratsy foana hahazo ny ankohonany.+
7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+