Salamo 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+
6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+