FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ny anaran’izay nanota tamiko ihany no hovonoiko ao amin’ny bokiko.+

  • Nomery 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “‘Ary hosoratan’ny mpisorona amin’ny boky ireo ozona ireo+ ka hofafany+ ao anatin’ilay rano mangidy.

  • Deoteronomia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa tokony hofafanao tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita,+ rehefa ataon’i Jehovah Andriamanitrao mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra manodidina ianao, ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,+ mba halainao ho fanananao. Aza hadinoinao izany.

  • Deoteronomia 29:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 dia tsy hety hamela ny helony i Jehovah.+ Fa hirehitra*+ aminy ny fahatezeran’i Jehovah+ sy ny fahavinirany,+ ka tena hihatra aminy ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+ Ary hofoanan’i Jehovah tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny anarany.

  • Ohabolana 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara