Deoteronomia 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao: 2 Tesalonianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary amin’ny famitahana+ tsy marina rehetra ho an’ireo ho ringana.+ Izany dia ho valin’ny tsy naneken’izy ireo ny fitiavana+ ny fahamarinana mba hahavoavonjy azy.+
2 Ary ho tonga aminao ireto fitahiana rehetra ireto ka hahatratra anao,+ satria mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao foana ianao:
10 ary amin’ny famitahana+ tsy marina rehetra ho an’ireo ho ringana.+ Izany dia ho valin’ny tsy naneken’izy ireo ny fitiavana+ ny fahamarinana mba hahavoavonjy azy.+