Salamo 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nataoko teo anatrehako mandrakariva i Jehovah.+Tsy hangozohozo aho satria izy eo ankavanako.+ Salamo 72:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka anie ny mpanjaka!+Hamonjy ny zanaky ny ory anie izy,Ary hotorotoroiny ny mpanambaka! Salamo 110:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah izay eo ankavananao+No hanorotoro mpanjaka maro amin’ny andro fahatezerany.+ Salamo 121:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah no miambina anao.+I Jehovah no manome alokaloka+ anao, eo ankavananao,+
4 Hitsara ny ory eo amin’ny vahoaka anie ny mpanjaka!+Hamonjy ny zanaky ny ory anie izy,Ary hotorotoroiny ny mpanambaka!