Ohabolana 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mitondra fifaliana ny fanantenan’ny marina,+ fa ho foana kosa ny fanantenan’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Foana ny fanantenan’ny ratsy fanahy rehefa maty izy,+ ary ho foana koa ny fanantenan’izay miantehitra amin’ny herin’olombelona.+
7 Foana ny fanantenan’ny ratsy fanahy rehefa maty izy,+ ary ho foana koa ny fanantenan’izay miantehitra amin’ny herin’olombelona.+