FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Koa faly ny foko, ary ravoravo avokoa izay rehetra misy voninahitra ato anatiko.+

      Handry feizay koa ny nofoko.+

  • Romanina 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’ny alalany koa no nahafahantsika nanatona an’Andriamanitra+ mba hahazoantsika izao hatsaram-panahy tsy manam-paharoa misy antsika izao, noho ny finoana. Aoka àry isika hifaly noho ny fanantenana+ ny voninahitr’Andriamanitra.

  • Romanina 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mifalia amin’ny fanantenana.+ Miareta fahoriana.+ Mahareta amin’ny vavaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara