Filipianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana. 1 Tesalonianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary aza mitsahatra mivavaka.+
6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.