Joba 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+ 1 Timoty 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, sady tsy hahatondra na inona na inona hiala.+
21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+
7 Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika, sady tsy hahatondra na inona na inona hiala.+