11 Hanao zavatra aho noho ny amiko, eny, noho ny amiko.+ Fa nahoana no havelako hozimbazimbaina ny anarako?+ Tsy homeko ho an’olon-kafa mihitsy ny voninahitro.+
13 Ny olona rehetra ao amin’ilay tany no hifarimbona handevina an’ireny, ka hanjary halaza izy ireo amin’ny andro hanomezako voninahitra ny tenako’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.