4 Mahatsiaro ny lasa aho, ka miharìtra ny aiko ato anatiko.+
Fanaoko mantsy ny niara-dia tamin’ny maro,
Sy ny nandeha moramora teo alohan’ny vahoaka nankany an-tranon’Andriamanitra.+
Nanakoako ny fihobiana sy ny fisaorana,+
Eny, ny feon’ny vahoaka nanao fety.+