Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny tsy hiala amin’ny lalana tokony hizorany,Dia hataoko izay hahazoany famonjena avy amin’Andriamanitra.”+
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny tsy hiala amin’ny lalana tokony hizorany,Dia hataoko izay hahazoany famonjena avy amin’Andriamanitra.”+