Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.” Salamo 107:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory.+Koa namonjy azy tamin’ny fahorian-tsainy izy, toy ny efa fanaony.+ Jona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+
13 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo rehefa ory.+Koa namonjy azy tamin’ny fahorian-tsainy izy, toy ny efa fanaony.+
2 ka nanao hoe: “Tao anatin’ny fahoriako aho no niantso an’i Jehovah,+ dia namaly ahy izy.+Tao an-kibon’ny Fasana* aho no niantso vonjy,+Dia nandre ny feoko ianao.+