FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.

  • Mpitsara 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa lasa nahantra be ny Israely noho ny nataon’ny Midianina. Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely.+

  • Mpitsara 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+

  • 2 Tantara 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara