Salamo 102:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mahafinaritra an’ireo mpanomponao mantsy ny vato teo aminy,+Ary tian’izy ireo ny vovo-taniny.+ Salamo 137:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha manadino anao aho, ry Jerosalema ô,+Dia aoka ny tanako ankavanana hanadino izay efa hainy.