3 Dia hoy aho tamin’ny mpanjaka: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Nahoana moa aho no tsy ho maloka endrika? Rava ilay tanàna+ misy ny fasan-drazako,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
62Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+
50 “Mandehana foana fa aza mijanona, ianareo tsy matin-tsabatra!+ Tsarovy i Jehovah na dia lavitra aza ianareo,+ ary ataovy an-tsaina foana i Jerosalema.”+