Nehemia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa mihainoa,+ ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Atsingereno eo an-dohan’ireo ny latsa+ ataony aminay, ka ataovy izay hahavoaroba azy sy hahalasa azy ho babo any an-tanin’olona. Salamo 44:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Avelanao holatsain’ny mpiara-monina aminay izahay,+Eny, avelanao haneso sy hanaraby anay ireo manodidina anay.+ Salamo 89:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+
4 Koa mihainoa,+ ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Atsingereno eo an-dohan’ireo ny latsa+ ataony aminay, ka ataovy izay hahavoaroba azy sy hahalasa azy ho babo any an-tanin’olona.
13 Avelanao holatsain’ny mpiara-monina aminay izahay,+Eny, avelanao haneso sy hanaraby anay ireo manodidina anay.+
51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+