6 Tsy nahafa-po azy anefa raha i Mordekay irery no hovonoina, satria efa nisy niresaka taminy momba an’ilay firenena niavian’i Mordekay. Koa nitady hevitra izy mba handripahana+ ny Jiosy rehetra, dia ny firenen’i Mordekay nanerana ny fanjakan’i Ahasoerosy.+
34 “Lanin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona aho.+ Nampisahotaka ahy izy. Nataony toy ny vilany tsy misy na inona na inona tavela aho. Toy ny bibilava ngezabe nitelina ahy izy,+ ka ny zava-mahafinaritra nananako no namenoany ny kibony. Nokobaniny aho ka nesoriny tsy ho eo amin’ny taniko.