Salamo 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+ Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+
16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+