2 Samoela 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah. Ohabolana 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+ dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+ Matio 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho tonga anie ny fanjakanao!+ Hatao etỳ an-tany+ anie ny sitraponao,+ tahaka ny any an-danitra! Hebreo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mendri-pitokisana+ teo anatrehan’Ilay nanendry azy ho toy izany izy, tahaka an’i Mosesy+ koa izay mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra.+ Jakoba 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tokony hilaza kosa ianareo hoe: “Raha sitrapon’i Jehovah+ ka velona izahay, dia hanao izao na izao.”+
11 sy toy ny tamin’ny fotoana nanendreko mpitsara+ hifehy ny Israely oloko. Ary hataoko mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra ianao.+ “‘“Ary nolazain’i Jehovah taminao fa hanome taranaka+ anao i Jehovah.
2 Mendri-pitokisana+ teo anatrehan’Ilay nanendry azy ho toy izany izy, tahaka an’i Mosesy+ koa izay mendri-pitokisana raha ny amin’izay rehetra tao an-tranon’Andriamanitra.+
15 Fa tokony hilaza kosa ianareo hoe: “Raha sitrapon’i Jehovah+ ka velona izahay, dia hanao izao na izao.”+